|
- La Cathédrale Andohalo vers 1860.
- L'autel de la Cathédrale vue du côté droite. On a trouvé le Tabernacle contenant le Saint Sacrément, à côté il y a une lumière rouge en permanence.
- L'autel de la Cathédrale, vue centrale. Au milieu, la grande Sainte Croix surlaquelle Jesus était mort : base de notre foi.
- La Cathédrale Andohalo après réhabilitation en 2010.
- La Cathédrale Andohalo, Eglise mère, témoin de l'histoire, première église catholique fondée à Antananarivo .
-
Hohiraiko lalandava ny fitiavan'Izy Tompo." T ontosa tamin'ny Alahady 26 Novambra teo ny fankalazan'ny Amboaram-peo Ny AFAKA ny fetin'izy ireo.
-
Lehilahy Misionera Katolika Andohalo : voairaka ho amin'ny fandrindrana ny fandaminana akapobeny eo anivon'ny fiangonana. T ontosa ny Alahady 05 Novambra lasa teo ny fankalazana ny fetin'ny Lehilahy Misionera Katolika na ny LMK eto Andohalo eo ambany fiarovan'i Md Thomas More.
-
01 Novambra : Ankalazan'ny Fiangonana manokana ny Olomasina rehetra any an-danitra. N antsoin'Andriamanitra ho masina sy ho sambatra isika olombelona tsy an-kanavaka.
-
volana Oktobra : Volan'ny Raozery Masina I Jesoa no famonjena. Raozery : vavaka iray handinihina misimisy kokoa ny misterim-panavotan'i Jesoa antsika olombelona.
-
Ho fitiavana aho ao am-pon'ny Fiangonana reniko 0 1 OKTOBRA : ANDRO ANKALAZANA AN'I MB TEREZIN'I JESOA ZAZAKELY, Olomasina mpiaro ny fikambanana Garde d’honneur eto Andohalo.
Fiofanana Batemy: Ny Alahady alohan'ny datin'ny Batemy. Mialoha izany dia manatona ny filohan'ny APV sy ny filohan'ny Faritra. Ny Sabotsy alohan'ny Batemy dia misy fihaonana amin'ny Pretra sy ny filohan'ny filan-kevitra.
"NY HAMPANJAKA AN’I KRISTY NO MAHA-KRISTIANINA ANTSIKA" Hafatry ny ray am-panahy :
Ataovy tsara ny adidy aman'andraikitra miandry antsika, aoka tsy hatahotra ary mivonona handresy hatrany.
"TONGAVA, RY TOMPO TSARA FO!"
- Vakiteny Masina I : Iz. 63, 16b-17, 19b; 64, 2b-7
- Vakiteny Masina II : 1 Kôr. 1, 3-9
- Vakiteny Masina III : Mk. 13, 33-37
Historique du Site
|
Les grandes lignes à savoir concernant notre paroisse
Les évêques auxiliaires successifs :
Les Religieux
* Les Prêtres ayant servi à Andohalo
* Les Laïcs
La paroisse d'Andohalo compte 2200 baptisés inscrits sur
une population environnante de 17000 individus.
|
Concernant le bâtiment
EXHORTATION
Le verset de l'Ecriture, tiré de I Pierre 2,5a est choisi comme formule d'exhortation,
nous livre l'objectif principal que nous nous sommes donné pour la célébration
de ce 115ème anniversaire : "Vous aussi, soyez les pierres vivantes qui
servent à construire le temple spirituel" .
Ireo zavatra nosoloina :
Ireo zava-baovao napetraka :
Ireo nasiam-panavaozana :
Ireo nosoloina :
Ny fampitaovana :
Ireo fanavaozana :
Ny fanadiovana :
Fampitahàna ny endriky ny fiangonana taloha sy taorian'ny fanavaozana 2010
Ireo nitoto nahafotsy Tolorana fisaorana etoana àry isika mianakavy nahatontosa izao asa mankadiry sy goavana izao, ho vatolampy tokoa vavolombelon'ny finoantsika, reharahan'ny taranaka aoriana. Singanina amin'izany izay ho tanisaina manaraka eto :
Andriamanitry ny Fiadanana anie hamaly soa ny fitiavana nasehonareo ! |
Tsy afa-misaraka amin'ny tantaran'ny nidiran'ny finoana katôlika teto Madagasikara ny tantaran'ny fiangonana Andohalo. Ity fiangonana eto Andohalo ity no fiangonana katôlika voalohany teto Madagasikara, ary izay no nitanany ny maha-reny fiangonana azy. Marina fa nisy ezaka nataon-dry Mompera Pierre Dalmond hiditra teto amintsika tany amin'ny taona 1832 fa tany amin'ireo nosy kely manodidina ihany no tafidiny toa an'i Sainte Marie. Mompera Finaz, mompera missionera zezoita no tafiditra voalohany taty an-kibon'ny merina ny taona 1855, teto Andohalo no toerana nofidiany voalohany hiorenana, toerana nipetrahan'i M. Jean Laborde koa moa.

Tafajanona teto Antananarivo i Mompera Finaz na M. Hervier, sekreteran'i Lambert. Toy izao ny fitantarany izany : "Hatramin'izay nahatongavanay, araka ny hevitr'i M. Laborde, dia efa nanao drafitra izahay hotanterahina.

Nitrangan-javatra maro ny faramparan'ny fanjakan-dRanavalona I (1857 à 1861). Nihahenjana tsy nisy hoatra izany ny fanenjehana sy fanasaziana ireo olomeloka : mpangalatra, mpamosavy, mpanaraka ny fivavaham-bazaha.
Tafaverina avy any Frantsa i Lambert, ka niondrana tao Toamasina hankaty Antananarivo ny 13 Mey 1857. Noraisina tamim-pomba lehibe izy ary nohobian'ny olona no nitondra zavatra maro ho an'ny Mpanjaka sy ny printsy Rakoto ary ireo tandapa.
Mompera Jacques Berthieu, Victoire Rasoamanarivo, Frère Louis Rafiringa : Pretra, relijiozy, laîka toko telo nahamasa-nahandron'ny finoana teto amintsika, namela tantara nanamarika ny fiangonantsika ary mampiorina ny finoantsika.
PROJET EN COURS
|
Izaho no foto-boaloboka, ianareo no sampany
|
Les quartiers formant la Paroisse
L’EGLISE : UNE GRANDE FAMILLE REUNIE PAR L'EUCHARISTIE
Partant du pied de la Colline de Manjakamiadana nommé Ambatovinaky , passant par les divers quartiers environants de l'église comme Ambohimanoro, Anjohy, Antsahabe, ... atteignant jusqu'en bas du Pallais de Reine Manjakamiadana,
la paroisse d'Andohalo n'a pas de limite géographique exacte.
En somme, pour une meilleure structuration de la paroisse et une bonne gestion des brebis, elle est subdivisée en 8 quartiers bien distincts, à savoir :
Ambatovinaky, Ambohijatovo, Ambohimanoro, Ankazotokana, Antsahabe, Antsahatsiroa, Atsinanana Andohalo, et le huitième quartier.
Vers les années 2000, une nouvelle strucuture au sein de l'église Catholique est apparue pour mieux approcher les chretiens.
APV : "Ankohonam-Piangonana Velona" (Communautés
Ecclésiales de Base)
C’est une nouvelle forme de la propagation de la Bonne Parole.
Faisant suite à l’appel du Synode des Evêques
d’Afrique et de Madagascar en 1994, l’A.P.V. est la
concrétisation de l’Eglise – Famille de Dieu.
A l’instar des paroisses et districts du Diocèse, la
Cathédrale a, dans chacun de ses 07 quartiers, des communautés
de chrétiens plus restreintes, comportant au plus 10 familles
voisines. Ce sont les A.P.V., connues auparavant sous le nom de
secteur. Lors de réunion périodique, elles ont des
séances de prières. Les visites du Père Curé
leur permettent de célébrer la Messe ensemble. Leur
partage ne se limite pourtant pas au domaine spirituel puisque le
social n’est pas en reste. L’entraide y est fortement
encouragée. Aussi bien dans la joie que dans la peine, elles
vivent l’expérience de l’Eglise – Famille
de Dieu.
Les Associations et Mouvements au sein de la Paroisse
Croire : C'est vivre la foi, l'utiliser comme matériel indispensable dans la vie
Anisan'ny fomba iray entina hampitomboina sy hampiasana
ary fanehoana ny finoana ny firotsahana eny anivon'ny Fikambanana Masina sy ny Vaomieran'asa isan-tsokajiny eny.
Araka ny nambaran'i Md Jakôba Apostoly hoe : "Ny finoana tsy arahin'asa dia tena maty mihitsy" (Jak 2, 18).
Koa izany indrindra no anentanan'ny fiangonana antsika hiditra amin'ireny fikambanana seha-pikatrohana isan-tsokajiny ireny araka ny talenta nomen'Andriamanitra antsika avy sy ny fahafahantsika.
Ary azo tarafina amin'ny fandrosoan'izy ireny na ny fitsilopilopiny ny fiainan'ny fiangonana amin'ny ankapobeny.
Ho hitantsika amin'ny ambangovangony eto àry ny mikasikasika ny Fikambanana Masina sy ny Vaomiera misy eto amin'ny Paroasy Andohalo.
Congrégations religieuses
Communautés
Nul ne peut nier le rôle des Congrégations religieuses au sein de l'eglise voire la société.
Outre son rôle d'évangelisation, ses activités se diversifient et couvrent nos besoins quotidiennes
pour ne pas citer les activités d'enseignement, de santé, ...
Perfectae Caritatis , décret du Concile Vatican II, a appelé à la rénovation de la vie religieuse dans l’Église catholique romaine et donnant des instructions dans ce sens.
Quelques principes généraux sont formulés :
Un retour à la source de toute vie chrétienne est indispensable, à savoir : suivre le Christ selon l’enseignement de l’Évangile.
Pour le bien de l’Église les instituts doivent avoir leur caractère et fonction propres. Il est important de redécouvrir l’esprit des fondateurs et leurs intentions spécifiques.
Tout institut doit communier à la vie de l’Église, d’une manière ou d’un autre, de manière plus contemplative ou plus active.
Les instituts doivent promouvoir chez leurs membres une information adéquate sur la condition humaine, permettant de mieux répondre aux besoins de leurs contemporains.
Les meilleures adaptations structurelles n’auront de fruits que si accompagnées d’une rénovation spirituelle en profondeur. C’est l’Esprit qui guide.
On peut dire que la paroisse d'Andohalo est riche en matière de congrégation réligieuse.
Mot du Prêtre
Vavaka hoan'ny Sinaody
Ry Fanahy Masina ô, indreto izahay tafavory eto anoloanao amin'ny anaranao.
Miaraka Aminao izahay mba hanoro dia anay.
Ataovy tonga trano fonenanao ny fonay, ampianaro anay ny làlana tokony harahinay sy ny fomba hanarahanay azy.
Osa sy mpanota izahay ka aza avela hivoy ny fanakorontanana. Aza avela hitarika anay ho any amin'ny
làlan-dratsy ny tsy fahalalàna ary ny asanay mba tsy ho any amin'ny fitsitokotokoana.
Ataovy mahita ny fiombonana ao Aminao izahay, mba ho afaka hiara-mizotra mankany amin'ny fiainana
mandrakizay ary tsy hiala ny làla-marina sy mahitsy.
Izany rehetra izany no angatahinay Aminao izay miasa amin'ny toerana sy ny fotoana rehetra,
miaraka amin'ny Ray sy ny Zanaka, amin'ny taona rehetra mandrakizay.
Amen .


Autres mots du prêtre
- vavaka hoan'ny sinaody
- vavaka fankalazana ny faha-130 taona
- taona 2021 : taonan'i md josefa
- karemy : vanim-potoana fanavaozana ny fo
- statuen'i masina maria : fanehoam-pinoana lalina
- paka : fandresena, fifaliana, fahazavana, fitiavana
- message du pape pour le careme 2018
- 01 janoary : andron'ny fandriam-pahalemana
- ny fiombonan'ny olomasina : ifanotronana ho amin'ny fizorana ny làlana mankany an-danitra
- "mankalaza ny tompo ny fanahiko, ary ny fanahiko miravo amin'andriamanitra mpamonjy ahy"
- vavaka fangatahana fandriam-pahalemana
- karemy 2017
- mpamindra fo tahaka ny ray (lk 6, 36)
- antsan'ny taona masina
- ny paka sy ny famindram-pon'andriamanitra
- "misericordae vultus" : ny endriky ny famindram-pon'andriamanitra.
- message du pape franÇois pour la xxive journee mondiale du malade 2016
- lahateny kanto nataon'ny papa françois
- hafatry ny pretra 2014
- sahady !
- ny pantekoty
- karemy ao anatin'ny taonan'ny finoana
- pejy iray indray no nivadika
- l’esprit saint comme point d’entree
- ny fiangonana fianakaviamben’andriamanitra atambatry ny eokaristia
- ny rafi-pitantanana ao amin’ny fiangonana
Toriteny voafintin'ny Alahady sy andro fety
26/11/23 - Herinandro fankalazana ny nahaterahan'ny Tompo "NY HAMPANJAKA AN’I KRISTY NO MAHA-KRISTIANINA ANTSIKA"
Vakiteny I : Ezek. 34, 11-12. 15-17 |
Vakiteny II : 1 Kôr. 15, 20-26a. 28 |
Vakiteny III : Mt. 25, 31-46 |
Androany isika dia mankalaza an'i Jesoa Kristy Mpanjakan'izao tontolo izao. Vao mahare izany teny izany
isika dia misy sary tonga any an-tsaintsinka any. Hafa kely tsy mitovy amin'ny mpanjaka rehetra izay sainintsika anefa ity Mpanjaka ity.
Izy mihitsy no nanambara ny tenany ho Mpanjakan'izao tontolo izao : Roi de l'univers.
Ny fanjakany dia fanjakan'ny lanitra na fanjakan'Andriamanitra : fanjakan'ny Fitiavana.
Ny rafitra rehetra mitantana ity fanjakana ity dia Fitiavana avokoa. Manamafy izany ireo Tenin'Andriamanitra izay nohenointsika androany.
Nambaran'i Ezekiela Mpaminany fa i Kristy no ilay Mpanjaka hoavy nandrasan'i Israely fatratra : manana toetrana mpiandry ondry tsara,
tsy tahaka'ireo Mpanjaka nifandimby tao hatrizay. Hentitra ny filazan'i Ezekiela Azy. Nataontsika ahoana ny fanatontosana ny
adidy aman'andraikitra mifanandrify amintsika avy amin'Andriamanitra ? Nanahoana ny fanompoana ny namana, ny fanolokoloana ny namana ?
Ao amin'ny Evanjely i Jesoa dia manambara fa Izy no ilay Mpanjaka ho avy, hitsara ary tsy misy ho afa-bela amin'izany fitsarana izany ny olombelona rehetra.
Tsy maintsy hoavy izy hanavaka ny ratsy fanahy amin'ny tsara fanahy. Amim-panantenana feno no hiandrasantsika izany fitsarana izany fa tsy amin-tahotra
ka handray ny valin'asantsika teto an-tany isika dia ny fanjakan'ny lanitra izany rehefa tsara fiomanana isika.
Izay manam-pinoaona dia manam-pitiavana ary izay manam-pitiavana dia mahafoy, eny mahafoy hatramin'ny aina mihitsy.
Enga anie ny fahasoavan'Andriamanitra hanohana antsika ka hahatsapantsika fa mila antsika ny hafa.
Hoy i Md Paoly hoe : "Izao no hiseho rehefa any am-parany any : horesen'i Kristy ny hery rehetra
ka atolony an-dRainy ny fanjakana". Asain'i Kristy tahaka Azy isika, rehefa mandresy ny mamatopatotra antsika dia ny :
fitiavan-tena, fitiavam-bola , ny fialonana, ny fahafinaretan'ny nofo, ny fitiavam-boninahitra, ...
Tokony hisy dingana atao mba hahatratrarana izany (effort graduel). Olona vonona ny handresy ny Kristianina fa tsy mba olona mora kivy.
Enga anie ny Fanahy Masina hanampy antsika mandrakariva mba ho olona mpandresy, mpandala ny rariny sy ny hitsiny ary ny fandriam-pahalemana.
Hafatra : Ataovy tsara ny adidy aman'andraikitra miandry antsika, aoka tsy hatahotra ary mivonona handresy hatrany.




Toriteny hafa

|
![]() |














|
![]() |

VAOVAO MOMBA NY DIOSEZIN'I MIARINARIVO

R.P RAKOTOJAONA Jean Nicolas nommé comme évêque adjoint du diocèse de Morondava
Ny fanabeazam-pinoana Katôlika sy ny tsikera mahazo azy

P. Gabriel Randrianantenaina ho Evekan'i Tsiroanomandidy

2021 : Taonan'i Md Jôsefa
Bien que le Diocèse d'Antananarivo est déjà créé en 1841, c'était le 14 septembre 1955 qu'Antananarivo est relevé au rang d'Archidiocèse.
C'est l'Archidiocèse Centre. Elle est divisé en 4 Diocèses :
Diocèse d'Antananarivo, Diocèse d'Antsirabe, Diocèse de Miarinarivo et le Diocèse de Tsiroanomandidy.
Le Diocèse d'Antananarivo est composé de 7 Vicariats, à savoir : Vikaria Episkopaly Afovoany (VEA), Vikaria Episkopaly Manodidina (VEM), Vikaria Episkopaly Atsimo (VET), Vikaria Episkopaly Avaratra (VEV), Vikaria Episkopaly Andrefana, Vikaria Episkopaly Atsinanana.
Le VEA est à son tour subdivisé en 6 Districts : Andohalo, Mahamasina, Antanimena, Mangasoavina, Faravohitra, Isotry.
Le District d'Andohalo regroupe les paroisses suivantes : Andohalo, Ambanidia, Ambohipo, Ambavahadimitafo, Ambohimitsimbina, Fenomanana, Tsiadana, Mandroseza et la chapelle Andrainarivo.
Archevêque d’Antananarivo : Son Excellence Mgr Jean de Dieu RAOELISON
Eveque auxiliaire : Mgr Jean Pascal Andriantsoavina
Vicaire Général : Mgr Ludovic RABENATOANDRO
BP. 3030 – 101 Antananarivo – MADAGASCAR
Tél : 22 207 26 – Fax : 22 641 81
